Slide title FKM-NY
Mikalast 2
Krisasy 2025 Vehivavy
Rolling 11
Krisasy 2025 Lehilahy
Image 0002
Alina Masina
Rolling 22
Ry kambana efatra mirahalay
Rolling 22
Fianakaviana
Ny ankizy
FOTOANA IARAHANA MANARAKA. LASY IVOAHANA ENY ANKALAMANJANA NY 22-23-24-25 MAY, MANDRITRY NY MEMORIAL DAY WEEKEND. JEREO NY FILAZANA ETSY AMBANY
Ny Daty androany dia: HTML Slideshow
Vaovao

VAOVAO VOLANA APRILY SY MAI

Miarahaba hatrany ny isan-tokantrano amin'ny anaran'i Jesoa Kristy Tompontsika,

Toa izao ireo vaovao tsara ho fantatra eto amin'ny FKM-NY"

Vita soamantsara ny fankalazana ny Andro Paska noho ny fitahian'ny Tompo Jesoa.

Hetsika vaovao tamin'ity taona ity ny nisian'ny HAZA ATODY (Easter egg hunt). Nahasarika ireo ankizy sy tanora tonga nivavaka. Isaorana ny fianakaviana Mika Rasandiharisoa nanomboka io hetsika io.

    Toy vaovao mandeha sy ho avy:
  1. Nanasa Ny Antoko mpihira FKM-NY ny ao amin'ny French Evengelical Church (FEC) handray anjara amin'ny rindra-kira ara-pilazantsara karakarain-dry zareo ny 6 Jona 2026 izao.
  2. Noho io fanasana 1 io dia mamerina hira matetika ny antoko mpihira hatramin'ny volana hahatanterahan'io hetsika io
  3. Raha tia handray anjara ianao dia manotania ny mpiandraikitra na ireo olona fantatrao ato amin'ny FKM-NY
  4. Asabotsy 6 Jona: Gala Evengelique ao amin'ny FEC ho lazaina eto ihany ny ora
  5. Fikarakarana ny Lasy isantaona any Holmes: miantso ireo vovona sy tia handeha hifandray amin'ireo mpivavaka ato amin'ny fiangonana na i Pstera na ireo Birao
  6. Ho hazavaina eto ihany ny tokony hatao sy ny fandehanana any antoerana.
  7. Ny fivavahana Pentekosta dia any amin'ny Lasy ny Alahady 24 Mai

Misy ny fandraisana ny fanasan'ny Tompo ny fivavahana.

Ny sakafo mandritry ny lasy dia ho karakarin'ireo tompon'andraikitra ao amin'ny fiangonana. Ny kojakoja fatoriana sy fidiovana manokana ho an'ny tsirairay avy no tokony ho entina.

Tongava maro!

Pastora Perline Cooper
sy ny birao mpiara mitantana.

© 2026 FMK-NY
Unsubscribe

FKM-NY is a congregation of Malagasy worshipers based in New York and its surrounding areas, including individuals living in the Tri-State region (New York, New Jersey, and Connecticut), as well as Malagasy people passing through for work, study, or visiting family in the New York area.
The congregation was officially established on September 8, 2008, in the State of New Jersey.
Pastor Samoela Andriani was the first pastor, serving from as early as 1999 up until 2012, even before the official founding in 2008. Since 2013, Pastor Perline Cooper has been leading FKM-NY.
Since November 2016, the congregation has been worshiping at 126–128 West 16th Street, at the French Evangelical Church (FEC) in New York, and continues to do so today.
FKM-NY is committed to fellowship and cooperation with all churches that believe in Jesus Christ. It remains interdenominational, welcoming worshipers from various Christian denominations in Madagascar to participate in all church activities.

All for the glory of Jesus Christ alone.

TOERANA MISY FIVAVAHANA ATY AMERIKA AVARATRA

FJKM Quebec

FKM Washington DC

FJKM Ottawa

FJKM Montreal

FLM CANADA/Motreal